Entrée vikavika
Partie du discours nom
Définition malgache Fomba fanjairana hanamarihana izay tena hozairina na hitanana azy fotsiny vonjimaika; zojòtra: Ataovy vikavika fotsiny aloha fa izaho no hanjaitra azy amin' ny milina [Rajemisa 1985]
 zaitra mahalana alohan'ny tena izy [SLP 1986]
Définition anglaise large stitches, tacking or basting stitches [Hallanger 1973]
Définition française action de faufiler; gros points de couture [Hallanger 1974]
Définition française faufil, point de bâti [SLP 1986]
Vocabulaire 
Dérivations 
Analogues  tsetseky dify

2012/04/23