|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 velon-taho |
| Singan-teny | 2velona, 3taho |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5ilazana ireo vodin-javamaniry alaina nefa tsy voaongotra ny tahony.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6(« tige encore vivante »). Se dit des tubercules qu'on déterre sans arracher la plante elle-même.
7Figuré : jeune homme qui a encore ses parents.. [1.196] |
| Voambolana | 8 Haizavamaniry |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|