|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 velively |
| Sokajin-teny | 2 tambinteny [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Teny tsy fampiasa raha tsy miaraka amin' ny "tsy", ka entina manamafy ny fandavana: Tsy fantatro velively izany olona izany
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
4 point du tout: Mbola tsy hita velively (Il est encore bien loin)
[1.3#824] |
| Ohatra |
5 Tsy fantatra velively izay nitondrany azy, fa izahay moa dia izao hitanareo tsy mahahetsika izao.
[2.324]
6 Tsy renao velively akory ny fanatsofohany azy ao: [2.470] |
| Kamban-teny rehetra | 7 Fikambanana 4 amin' io teny io |
| Fivaditsoratra | 8 levilevy, velively |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|