Entrée vato namelan-kafatra (vato, vela, hafatra)
Partie du discours locution
Définition malgache enti-milaza ireo olona mahatana tsy miova izay teny napetraka taminy [Rajemisa 1985]

Mis à jour le 2020/07/31