|
|
|
|

Teny iditra1  vato misakana
Singan-teny  2 vato, 3 misakana
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 sampona [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  6 obstacle [1.13]
Ohatra  7  vatomisakana ny fandrosoana [2.285#]
8  vatomisakana ho amin' ny demokrasia : ronono antavy sy kolikoly [4.27#]
Tovy hevitra  9 zava-misakana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12