Entrée vatasarihana (vata, sarika)
Partie du discours nom
Explications en malgache karazana vatakely narafitra hifampiditra amin' ny latabatra na lalimoara, ka azo sarihana na sintonina araka izay itiavana azy [Rajemisa 1985]
Autres orthographes 

Mis à jour le 2020/07/31