Entrée vary raraka (vary, raraka)
Partie du discours locution
Définition française riz tombé à terre, éparpillé
¶ poésie libre ou prose poétique; paroles coulantes [Abinal 1888]
Exemples 
1Refodrefotra vary raraka no avy eny an-davarangana. [Andraina: Mitaraina, page 235]
2Ny efatra misy an' I Lidy no nohitsiny ary ompa vary raraka sy fanozongozonam-baravarana tamim-pahatezerana no re taminy. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 157]

Mis à jour le 2013/12/13