|
|
|
|
Teny iditra
1
varimi
tsan
gana
Singan-teny
2
va
ry
,
3
mi
tsan
gana
Sokajin-teny
4
anarana
Ohatra
5
Efa ela aho no nandre ny
varimitsangana
fa teo vao nahita.
[
2.4
]
Haiendriteny
6
Tsotra :
varimitsangana
, varimitsangako, varimitsanganao, varimitsangany, varimitsangantsika, varimitsanganay, varimitsanganareo, varimitsangan', varimitsangan-, varimitsangam-, varimitsanga-
7
Tovonana :
-barimitsangana, -barimitsangako, -barimitsanganao, -barimitsangany, -barimitsangantsika, -barimitsanganay, -barimitsanganareo, -barimitsangan', -barimitsangan-, -barimitsangam-, -barimitsanga-
Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29