|
|
|
|

Teny iditra1 vantotra
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3enti-milaza olona na biby tanora efa ho lehibe. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4something already large but not yet arrived at maturity; a young animal, etc.. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  5se dit de l'homme et des animaux qui viennet de parvenir à la grosseur ordinaire de l'espèce. [1.3]
Ohatra  6 Hianao vantony, izaho maitso volo [2.69#230]
7 Mimenomenona hoatra ny ampelam-bantotra [2.558]
8 Ka tamin' ny farany dia izahay vanto-dahiny no nifidianana [2.643#39]
9 Torimasom-bantony nahazo fandria-malemy no nanapitra ny andro tontolo [2.643]
10 Ary hanatitra fanatitra hohanina izy, dia iray efaha isam-bantotr' ombilahy sy iray efaha isan-ondrilahy koa [2.996]
Haiendriteny 
11 Tsotra :
12 Ny ankehitriny :
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Kamban-teny rehetra  14Fikambanana 8 amin' io teny io
Ohabolana  15 Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02