|
|
|
|

Teny iditra1  vantany vao
Singan-teny  2 vantany, 3 vao
Sokajin-teny  4  mpampitohy [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  5 Tamin' ny fotoana indrindra izay...: Vantany vao niseho izy dia nitehaka ny olona [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 à peine, au même instant: Vantany vao lasa hianao dia tonga izy (A peine vous étiez parti qu'il est arrivé) [1.3]
Ohatra  7  vantany vao voafatra ny siramamy, vita daholo ny momba azy rehetra ao an-tanàna [2.470]

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11