|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  valabe
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny frantsay  3 grand champ, grande rizière [1.3]
4 terroir villageois [1.13]
Ohatra  5  valabe tsy maniry vary avaratr' i Namehana [2.857#]
6  raha tiana ny vary, ny valabe no asian-jezika [2.587#]
Ohabolana  7  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2)8  vala be
Singan-teny  9 vala, 10 be
Sokajin-teny  11  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  12 (taloha) fahazoana miliba manao fitondran-tena ratsy na amin' olona foko inona na amin' olona foko inona [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  13 liberté d'avoir des relations coupables dans toutes les castes [1.3]

Fivaditsoratra  vala be, valabe

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21