|
|
|
|

Teny iditra1  vakio
Fototeny  2 vaky
Sokajin-teny  3  filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana vakina [Fitanisana]
Ohatra  4  vakio io kitay hazo io (Fendez ce bois de chauffage) [1.3]
5  vakio tsara io hazo fisaka io (Fendez bien cette planche) [1.3]
6  diniho sy vakio matetika hiany ny tantara sy ny fomba nentin-drazana [2.48]
7  vakio ny anaran'ny tsy nandoa hiheveran'ny maro, koa rehefa tsy mety handoa izy, ka havela tsy ho vita va ny trano? [2.59]
Ohabolana  8  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  9 avoky, 10 kavio, 11 vakio, 12 vaoky, 13 vioka, 14 voaky

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02