Entrée vady enti-mila (vady, entina, ila)
Partie du discours locution
Définition malgache vady atao filan-tsy mahita fotsiny, izany hoe iaraha-mipetraka fotsiny ambara-pahita hafa, na koa entina mampandotso ny hala ho tia ny tena [Rajemisa 1985]
Définition française femme avec laquelle on vit maritalement en attendant mieux [Abinal 1888]

Mis à jour le 2011/10/22