|
|
|
|

Teny iditra1  vady amboarina
Singan-teny  2 vady, 3 amboarina
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 enti-milaza ny zanak' olo-mpirahalahy na havana akaiky ampifanambadina, na tsy sitrany ara, mba tsy hivoaka ny harena [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 enfants issus de frères ou de proches parents que la famille marie ensemble, afin d'empêcher les biens de passer à une autre famille [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12