|
|
|
|

Entrée1  vadintany ambony
Mots élémentaires  2  vady, 3  tany, 4  ambony
Partie du discours  5  locution
Explications en malgache  6  vadintany tsy misaraka amin' ny mpanjaka miara-midinika aminy ny ady tonga eo andRova, mitondra ny teniny ary mamaky heloka ny olona [1.1]

Mis à jour le 2025/10/11