|
|
|
|

Entrée1  tsy vaky atatra
Mots élémentaires  2  tsy, 3  vaky, 4  atatra
Partie du discours  5  locution
Explications en malgache  6  olona tsy mahalala menatra na kely ara; olona lany henatra [1.1]
Explications en français  7  impudent, éhonté [1.3]
Exemples  8  Araka ny filazany, dia olon-dratsy sy tsy vakiatatra daholo ireny olona ireny. [2.4]
Autres orthographes  9  tsyvakiatatra
Synonymes  10  tsy vaky afero
Antonymes  11  vakyatatra

Anagrammes  12 tsyvakiatatra, 13 tsy vaky atatra

Mis à jour le 2025/10/11