|
|
|
|

Teny iditra 1  tsy manam-paharoa
Singan-teny  2 tsy, 3 manana, 4 faharoa
Sokajin-teny  5  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  6 tsy misy mitovy aminy [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  7 Qui n' a pas son second. Qui n' a pas son pareil, soit en bien, soit en mal. [2.415#1733]
Ohatra  8  Ambony sady ara-panahy loatra ny toetrany ka tsy manam-paharoa. [1.38]
Tovy hevitra  9 isafatsyroa
Mpanahaka  10  baka lany sahaza, 11  fanaperana, 12  tapitra efatra, 13  tapitra ohatra, 14  tonga lafatra, 15  tsy manantsahala

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22