Entrée faharoa (roa)
Partie du discours adjectif
Définition malgache Mitana ny laharana manarakaraka ny voalohany: Ny février no volana faharoa amin' ny taona [Rajemisa 1985]
Traduction française deuxième, second, seconde [Abinal 1888]
Mots composés, titres, noms 
Exemples 
1Izay vao nanatona ilay faharoa. [Andraina: I Vola, page 54]
2Faharoa : misy sambo hitondranao azy ve? [Andriamalala: Ranomasina, page 58]
3Nandefa tafika faharoa Andrianampoinimerina. [Randriamamonjy: Tantara, page 385]
4Toa mizara roa mitapaka tsara ny andininy faharoa; [Rajemisa: Fiteny 4, page 59]

Mis à jour le 2020/07/31