Entrée tsy mahatan-damba
Mots élémentaires tsy ; mahatàna ; lamba
Partie du discours locution
Explications en malgache Enti-milaza olona izay voasinton-javatra mafy ny sainy ka tsy voatafiny intsony ny lambany [1.1]

Mis à jour le 2023/06/12