| Entrée | 1 tsy hita avanavana |
| Partie du discours | 2 locution |
| Mots élémentaires | 3 tsy hita, avanavana |
| Explications en malgache |
4 [1.1] any amin' ny lavitra dia lavitra mila tsy azon' ny saina eritreretina, lalina mangitsokitsoka, tsy manam-petra, tsy hita lany |
| Explications en anglais |
5 [1.2] used of something that is unique. |
| Explications en français |
6 [1.3, 1.5] innombrable 7 [1.3] complètement invisible, incompréhensible |
| Exemples |
8 [2.296] tafasidina tsy hita avanavana tamin' ny fisavasavany ny marina sy ny tsara tsy misy tomika
9 [2.357#68] Noho izany, na dia madiva haraina aza ny andro, ka efa mifamalivaly eny amin' ny lohasaha eny ny sahobakaka mbamin' ny sahona, dia toa tsy|hita avanavana mbola tsy|hita avanavana akory izay Ankeritsa. 10 [2.296#114] fa eo ilay hery anankiray ao amin' ny isam-batan' olona mety hampiova tsy hita avanavana ny nentina hatrany an-kibon-dreny sy ny toe-javatra rehetra mihitsy |
| Mis à jour le 2025/07/29 |
|