|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  tsongo dia
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3 fanarahana, fizohiana fatratra mba hahitana izay olona tadiavina [1.1]

Teny iditra (2/2)4  tsongodia
Singan-teny  5 tsongo, 6 dia
Sokajin-teny  7  anarana
Fanazavàna teny frantsay  8 (littéralement : « ce qu'on cueille sur les pas »). Sortilège.
9 On repère les traces de pas de personne que l'on veut envoûter ; on ramasse une pincée de poussière dans ces traces et on l'introduit dans des ody ou talismans, qui varient suivant le résultat à obtenir.
10 On se méfie beaucoup de cette pratique.
11 Elle crée une véritable psychose de méfiance. [1.196]
Ohatra  12  Ny sasany indray koa ny tany efa nodiavin' ilay olona no analany hataony ao amin'ny ody, io no atao hoe : « tsongodia. [1.353#]
Voambolana  13  Finoana

Fivaditsoratra  tsongo dia, tsongodia

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21