Entrée tsirambina
Partie du discours nom ou adjectif
Explications en malgache Tsy fitandremana: Manao an-tsirambina
Befahatany, tsy amim-pitandremana, zara fa vita: Ataony tsirambina daholo ny raharaha rehetra omena azy. [1.1]
 Tsy misy fitandremana [1.13]
Explications en français Négligence [1.13]
Exemples 
1Notantarain-jokiny azy mivady ny tsirambina nataon' I Lidy amin' ny fitaizana ny zazakely. [2.470]
2Notantarain-jokiny azy mivady ny tsirambina nataon' I Lidy amin' ny fitaizana ny zazakely. [2.470]
Dérivés 
Mots composés 

Anagrammes 

Mis à jour le 2020/07/31