|
|
|
|

Teny iditra 1  tsirairay
Fototeny  2 iray
Sokajin-teny  3  tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  4 one by one [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5 un à un [1.3#761, 1.8]
6 un à la fois [1.8]
Ohatra  7  Tsy maintsy nampifanaingina tsirairay ny vato aho. [1.369#]
8  Aza misavoritaka ianao, fa valio tsirairay ny fanontaniako. [2.4#92]
Fikambanana  9  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny how tsirairay

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/26