Entrée tsipisandry (tsipy, sandry)
Partie du discours nom
Explications en malgache Dihim-behivavy maro mifanao aloha sy aoriana, manao sikin-tratra, ka ny tongony miara-mandroso dia miara-miverina, ny sandriny kosa amin' izany akariny ka ataony miara-mitsipy dia miara-milefitra ary ny rantsantanany, izay efa milantsika, miara-mipiaka sy miara-milefitra [Rajemisa 1985]
Analogues  tsipy sandry

Mis à jour le 2020/07/31