Entrée tsindry hazo lena
Mots élémentaires tsindry ; hazo ; lena
Partie du discours locution
Explications en malgache (taloha) fanombotombohana
(ankehitriny) fanararaotan-kery sy fahefana handrombahana ankeriny ny fananan' ny madinika [1.1]
 Fanararaotana ny fahefana ananana ka anjakazakana sy anagejana ny hafa [1.13]
Explications en français Oppression [1.13]

Mis à jour le 2023/04/16