|
|
|
|

Teny iditra1  tsimikatona
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Haban-tanana, firavaka fanao amin' ny hato-tanana izay tsy mihaona ny tendrony roa [1.1]
Mpanahaka  4  fehintanana, 5  haba, 6  hidivava, 7  hosina

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12