|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 tsikombakomba |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Teny ifanomezana miafina, tetika iraisana any an-takona: Nanao tsikombakomba ianareo roa lahy ka samy hosazina
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
4 entente pour le mal, connivence, conspiration
[1.3#768] 5 jeu des enfants se réunissant et s'amusant sous le même lamba [1.3#768] 6 conjuration, entente secrète entre plusieurs personnes, généralement pour organiser des razzias de boeufs dans d'autres villages [1.196] |
| Ohatra |
7 Ny anarany avy no voatonontonona etsy sy eroa moa va tsy niray tsikombakomba tamin-janany.
[2.470#135]
|
| Mpanahaka | 8 kaomiberaka, 9 komahay |
| Kamban-teny rehetra | 10 Fikambanana 3 amin' io teny io |
| Ohabolana | 11 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 12 tsikombakomba |
| Sokajin-teny | 13 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
14 [Sakalava] C'est un arbre indéterminé, à bois blanc, employé pour tailler des pirogues monoxyles. On en faisait aussi des talismans pour ceux qui s'adonnaient au vol en bandes.
[1.196] |
| Voambolana | 15 Haizavamaniry |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/03/04 |
|