|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  tsihina
Fototeny  2 tsika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Tantavanina: Tsiho tsara ny rano fa toa maloto izy izany
5 Lanina, alaina tsikelikely: Notsihiny tao lahy ny haren' ny olona ka lany terỳ ! [1.1]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)10  tsihina
Sokajin-teny  11  anarana
Fanazavàna teny frantsay  12 (de tsi, négation ; et hina : entente, accord ; la recherche de son tubercule est une cause de conflits, de disputes). Dioscorea antaly Jum. & H.Perrier(Dioscoreaceae). Tubercule alimentaire. [Tandroy] [1.196]
Voambolana  13  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  15 hitsina, tsihina, 16 tsy nahy

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09