|
|
|
|

Teny iditra1  tsena lava
Singan-teny  2 tsena, 3 lava
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 ny tsena ivarotana isan' andro, mifanohitra amin' ny tsena isan-kerinandro izay indray andro amin' ny herinandro ihany vao misy [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12