|
|
|
|

Teny iditra1  tsato-kazo
Singan-teny  2 tsatoka, 3 hazo
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 hazo atohana ny voly [1.1]
Ohatra  6  Nofefeny tsatokazo madinika manodidina. [1.436#]
7  tsatokazo mpanondro eo an-tsampanan-dàlana ity: tsy hisakana anao tsy handroso, fa mihazona anao kely hieritreritra. [2.296#]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12