Entrée tsarovina (tsiaro)
Partie du discours verbe passif
Définition malgache averina ao an-tsaina indray, tadidina, tsy hohadinoina [Rajemisa 1985]
Traduction française dont on se souvient, dont on fait mémoire [Abinal 1888]
Morphologie 
tsarovina
tsaroviko
tsarovinao
tsaroviny
tsarovintsika
tsarovinay
tsarovinareo
tsarovin'
tsarovin-
tsarovim-
tsarovi-
notsarovina
notsaroviko
notsarovinao
notsaroviny
notsarovintsika
notsarovinay
notsarovinareo
notsarovin'
notsarovin-
notsarovim-
notsarovi-
hotsarovina
hotsaroviko
hotsarovinao
hotsaroviny
hotsarovintsika
hotsarovinay
hotsarovinareo
hotsarovin'
hotsarovin-
hotsarovim-
hotsarovi-
tsarovy
Synonymes tsaroana ~ tsarovana
Exemples Hotsaroviko mandrakariva ny soa nataonao ahy [Rajemisa 1985]

Mis à jour le 2020/07/31