|
|
|
|

Teny iditra1  tsarovana
Fototeny  2 tsiaro
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 averina ao an-tsaina indray, tadidina, tsy hohadinoina [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 dont on se souvient, dont on fait mémoire [1.3]
Ohatra  6  hotsarovako mandrakariva ny soa nataonao ahy [1.1]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :
Tovy hevitra  11 tsaroana, tsarovina
Ohabolana  12  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  tsarovana, 13 voarantsa

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02