|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 tsararàka |
| Fototeny | 2 tsararaka|tsararàka |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Ny feon' ny akanga somary lavareny
5 Feo migadragadra na mikiririoka somary farimparina 6 Feon' ny rano mivoaka ny fantsona [1.1] |
| Sampanteny |
|
| Voambolana | 18 Feo |
| Ohabolana | 19 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 20 tsararaka |
| Sokajin-teny | 21 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
22 D'après Grandidier : Plante médicinale de Tuléar. Non retrouvée.
[Mahafaly]
[1.196] |
| Voambolana | 23 Haizavamaniry: zavamaniry fanao fanafody |
| Fivaditsoratra | tsararaka, tsararàka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21 |
|