Entrée tsara fo (tsara, fo)
Partie du discours expression
Définition malgache ilazana ny olona miramirana, tsy mba tezitezi-poana ary mora mamela ny hadisoan' ny sasany taminy [Rajemisa 1985]

2010/12/10