Entrée tsaboina (tsabo)
Partie du discours verbe passif
Définition malgache Karakaraina amin' ny fanomezana fanafody sy fikajakajana mba ho sitrana, ka sady azo ilazana ny marary no ilazana ny aretina: Notsaboiny ny zanako dia sitrana ~ Aretina sarotra tsaboina io aretina io [Rajemisa 1985]
Définition anglaise to be nursed, to be given medical care [Hallanger 1973]
Définition française qu'on soigne [Hallanger 1974]
Vocabulaire 
Morphologie 
tsaboina
tsaboiko
tsaboinao
tsaboiny
tsabointsika
tsaboinay
tsaboinareo
tsaboin'
tsaboin-
tsaboim-
tsaboi-
notsaboina
notsaboiko
notsaboinao
notsaboiny
notsabointsika
notsaboinay
notsaboinareo
notsaboin'
notsaboin-
notsaboim-
notsaboi-
hotsaboina
hotsaboiko
hotsaboinao
hotsaboiny
hotsabointsika
hotsaboinay
hotsaboinareo
hotsaboin'
hotsaboin-
hotsaboim-
hotsaboi-
tsaboy

Entrée tsaboina (tsabo)
Partie du discours verbe passif
Définition malgache Vonjena amin' ny fanomezana vola na zavatra: Tsaboy kely roapolo any aho [Rajemisa 1985]

Mis à jour le 2013/07/26