Entrée tratra aorina (tratra, aorina)
Partie du discours locution
Définition malgache diso fotoana, tsy tonga ara-potoana [Rajemisa 1985]
Exemples 
1Ny olona rehetra tonga tamin'ny andro nahatongavan' ny tafika avy any Betafo, ary izay tratra aoriana indrindra iny ampitson' iny, ka izy kosa vao izao no tonga [Rajohanesa: Kintana]
2Very fotoana nifandimby nanao ny asam-Bazaha ry zareo, ka tratra aoriana mihitsy ny nanaovany ny azy [Andraina: Mitaraina]

Mis à jour le 2011/07/21