|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  trako
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny frantsay  3 quille de navire [Tankarana] [1.19]
Ohatra  4  Botry io eo fa ho vita, trako fa manonga, raha iaby, fa vita iaby reo fa te-hanjotso, ka ri'anakitsika raiky avao. [2.150]

Teny iditra (2/2)5  trako
Sokajin-teny  6  anarana
Fanazavàna teny malagasy  7 karazana dihin' ny Ntaolo [Bezanozano] [2.245#91]
Ohatra  8  Amin' ny dihy, dia ao ny trako, ny betatoato, ny vangaratra, ny mangoleda, ny tsiketraketraka, ny sintobe, ny elakelaka. [2.245]

Fivaditsoratra  9 kotra, trako, 10 troka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12