|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 tra-drasa |
| Singan-teny | 2 tratra, 3 rasa |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 biby efa toa ho faty -- na noho ny aretina na noho ny loza nahazo azy -- ka vonjena vonoina haingana mba hohanina na hamidy
[1.1] |
| Tovy hevitra | 6 atao tra-drasa |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|