|
|
|
|

Teny iditra1  tra-danosina
Singan-teny  2 tratra, 3 lanosina
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 enti-milaza rano izay mety ho tratra amin' ny filomanosana raha hiampitana [1.1]

Fivaditsoratra  6 androtsiana, tra-danosina

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12