|
|
|
|

Teny iditra1  tovanana
Fototeny  2 tovana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Asiana tovana, ampiana avy ao ambany na avy eo aoriana: Notovananailay kofehy vao ampy namatorana ny rata [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to be lengthened [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 qu'on allonge [1.8]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  11  Fikambanana 2 amin' io teny io

Fivaditsoratra  12 Antañavo, 13 avantano, 14 tavonana, tovanana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09