|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 torapasika |
| Singan-teny | 2 toraka, 3 fasika |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 toerana malalaka voarakotra fasika hatrany, toerana feno fasika eny amoron-drano
[1.1] 6 toerana mitomandavana rakotra fasika eny amoron-drano [1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 plage
[1.5] 8 banc de sable [1.13] |
| Voambolana | 9 Haitoetany: (amin' ny ankapobeny) 10 Haibolantany |
| Sary |
|
| Fivaditsoratra | 11 aporitsaka, torapasika |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|