|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 toraka |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Tahaka, ohatra: Toraka ny any ny atý.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
4comme, de même que, égal, semblable.
[1.5] |
| Sampanteny |
|
| Tovy hevitra | 17ohatra, tahaka |
| Kamban-teny rehetra | 18Fikambanana 22 amin' io teny io |
| Ohabolana | 19 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/3) | 20 toraka |
| Sokajin-teny | 21 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
22Fandefasana vato amin' ny tanana hahavoa zavatra na olona: Mahitsy toraka io olona io.
23Fiantsampazana hianjera any amin' ny hafa. [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
24action de lancer.
[1.3#730, 1.5] 25action de jeter. [1.3] |
| Sampanteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 35Fikambanana 7 amin' io teny io |
| Ohabolana | 36 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (3/3) | 37 toraka |
| Sokajin-teny | 38 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
39Fampitomboana isa iray amin' ny tenany ihany, ka raha ampitomboina indroa izy dia atao hoe toraka roa na tora-droa (ohatra 19 x 19 x 19 = 193.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
40puissance.
[1.13] |
| Voambolana | 41 Matematika: alijebra |
| Fivaditsoratra | 42 akotra, 43 atroka, 44 katrao, 45 katroa, 46 okatra, 47 rotaka, 48 takaro, 49 taroka, 50 toraka, 51 traoka, 52 troaka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|