|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 tononkalo |
| Singan-teny | 2 tonona, 3 kalo |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 Asa soratra misy sarin-teny sy aingam-panahy, vita amin' ny teny mirindra, izay matetika miady roa ny tonom-peon' ny faran' andalany, na mifanararakaraka izany na mifanelanelana
[1.1] 6 lahabolana, lahateny miady rima, matetika natokana hohiraina [1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 poème
[1.13] |
| Ohatra |
8 Tsimpony ireo tsilalaonteny hita amin' ity tononkalo ity, ary hazavao.
[2.285]
9 Anisan' ny tafiditra tamin' ny fandaharam-potoana fankalazana sy fahatsiarovana ny famakiana ity tononkalo ity. [2.576] |
| Voambolana | 10 Haisoratra: (amin' ny ankapobeny) 11 Tononkalo |
| Kamban-teny rehetra | 12 mpahaitononkalo |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|