Entrée | 1 tonon' andro tsy maha-lehilahy |
Mots élémentaires | 2 tonona, 3 andro, 4 tsy, 5 mahalehilahy |
Partie du discours | 6 locution |
Explications en malgache |
7 enti-milaza fa na iza na iza rehefa sendra ny tonon' andro na vintan-dratsy tsy afa-manoatra; ilazana fa misy ny herin' ny vintana, ka na efa mitandrina mafy aza, dia mandaitra amin' ny tsy nampoizina ny vintana [1.1] |
Mis à jour le 2025/10/11 |
![]() |