Entrée tongo-takotra (tongotra, takotra)
Partie du discours locution
Explications en malgache Fitoeran-jiro taloha natao tamin' ny tongotry ny takotra, izay tsy inona fa ilay vozona takotra tanimanga ihany; ny fanaingana na fandraisana ny takotra [Rajemisa 1985]

Mis à jour le 2020/07/31