|
|
|
|

Teny iditra1  tonga fofona
Singan-teny  2 tonga, 3 fofona
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 sakafo andrahoina manomboka handrara-pofona. Hevitra ohatra: Manomboka ho tezitra. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11