Entrée tonery
Partie du discours nom
Explications en malgache Zavatra lanjaina amin' ny hazo sahala amin' ny tehina ka ny ilan' ny hazo ao an-damosina ihany no misy entana fa ny eo anoloana tsindrian' ny tanana fotsiny. [1.1]
Explications en français Paquet porté sur l’épaule au bout d'un bâton [1.3]
Dérivés 

Mis à jour le 2023/10/28