|
|
|
|

Teny iditra 1  antonery
Fototeny  2 tonery
Sokajin-teny  3  anarana na tambinteny
Fanazavàna teny malagasy  4 Filanjana entana ka ny tendron' ny bao ihany no asiana entana dia atao andamosina [1.1#95]
5 fomba itondrana zavatra amin' ny hazo tahaka ny tonery: Ny filanja an-tonery ihany no atao hoe filanja an-kila bao [1.1#959]
Fanazavàna teny frantsay  6 porté sur l’épaule au bout d’un bâton [1.3#724]
Fikambanana  7  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny how antonery

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19