Entrée | tompondrano | |
Partie du discours | nom | |
Définition malgache | Karazam-bibilava malama hoditra mpitoetra amin' ny petsapetsa; mety hahatratra hatramin' ny refy ny halavany; tsy mba mpiakatra an-tanety ny tompondrano afa-tsy indraindray tadiavina, ka noheverina ho fambara loza ny fahitana azy amin' izay [Rajemisa 1985] | |
Traduction française | serpent aquatique [Rajemisa: Vakoka] | |
Vocabulaire | Zoologie: reptiles, amphibiens | |
Mis à jour le 2020/07/31 |
![]() |