|
|
|
|

Entrée (1/8)1  tomboka
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  Fandentehana angady amin' ny tany; fanapahana (biby na ahitra) main' ny angady; famelezana amin-java-maranitra [1.1]
Explications en français  4  un coup de pioche donné à la terre [1.3]
Tous les mots composés  5  12 combinaisons de ce mot

Entrée (2/8)6  tomboka
Partie du discours  7  nom
Explications en malgache  8  Fiampangana olona amin-javatra tsy nataony, endrikendrika tsy marina: Tokony hofadinany endrikendrika, ny tomboka befahatany fa manohitra ny fitiavanamana [1.1]
Explications en français  9  accusations fausses [1.3]
Dérivés 
Verbes passifs :
Noms :
Tous les mots composés  12  4 combinaisons de ce mot
Synonymes  13  tombotomboka

Entrée (3/8)14  tomboka
Partie du discours  15  nom
Explications en malgache  16  Fametahana kase amin' ny taratasy, fametahana marika amin-javatra: Tombo-kase ~ tombo-kavatsa [1.1]
Explications en français  17  apposition du cachet à une pièce officielle [1.3]
Dérivés 
Verbes relatifs :
Noms :
Tous les mots composés  22  3 combinaisons de ce mot

Entrée (4/8)23  tomboka
Partie du discours  24  nom
Explications en malgache  25  Vary an-tanety ambolena amin' ny tavy ka jinjaina amin' ny fahavaratra [Taisaka] [1.1]
Exemples  26  Ny vary tomboka dia ny vary maniry amin' ny ala notevezina. [2.508#]
Tous les mots composés  27  vary tomboka

Entrée (5/8)28  tomboka
Partie du discours  29  nom
Explications en malgache  30  Fiandohan' asa, fanaovan-javatra voalohany, fisantarana amin' izay atao [1.1]

Entrée (6/8)31  tomboka
Partie du discours  32  nom
Explications en malgache  33  Bibikely mamorivory fotsy ao anatin' ny ranon' ando maraina izay heverin' ny olona ho mahatonga vay raha voakasika na voahitsaka: Voan' ny tomboka ny tongotr' Isambito
Karazana vay mpahazo ny omby [1.1]
34  karazana aretina mpahazo ny olona sy ny biby ateraky ny basiliosin'arina [1.13]
Explications en français  35  charbon [1.3, 1.13]
36  anthrax, bubon très douloureux [1.3]
37  charbon bactéridien [1.196]
Tous les mots composés  38  3 combinaisons de ce mot
Vocabulaire  39  Santé 40  Zoologie: art vétérinaire
Analogues  41  fanenitra, tetanosy

Entrée (7/8)42  tomboka
Partie du discours  43  nom
Explications en malgache  44  loaka, lavaka [Bezanozano] [1.78]

Entrée (8/8)45  tomboka
Partie du discours  46  adjectif
Explications en malgache  47  bongo: Trano bongo [Bezanozano] [1.78]

Anagrammes  48 kombato, 49 tamboko, 50 tokambo, 51 tombako, 52 tomboka

Mis à jour le 2025/10/11